Fiadanan'ny Tompo ho aminao!
“Mifankazara @ Tsitoha ianao,dia hiadana;Izany no hahatongavan'ny soa aminao。” (约巴书 22:21)。
Amanalina maneran-tany no efa mandray Teny Zaraina isan'andro,@alalan'ny 短信,Facebook,邮件,... endrika vaovao ahafahanao handray izany izao 应用程序 izao!
应用 Teny Zaraina - Anisan'ny tsangambaton'ny faha-15 taona nisiany。
纽约曼皮亚瓦卡阿齐:
。 Afaka mampiasa na inona na inona anaram-piangonana 米西·阿瑙。
.Fomba tsotra、haingana、mazava、ahafahanao hifandray @ ilay Andriamanitry ny Baiboly。
。 Hanampy anao be eo am-piatrehana ireo adinao na mbola tsy Kristiana aza ianao。
。 Tsy mety lany andro ny 80% ny Teny Zaraina! Hahasoa anao foana ny hamaky azy!
Ireto avy no hitanao ato:
。 Toriteny fohy isan'andro sakafom-panahy、fampaherezana、fahalalana、fanitsiana...ho entinao hiantrehana ny tontolo andro。
。 Lohahevitra maro momba ny fiderana,vavaka,... Mba hahafahanao hitombo aram-panahy。
。 Fijoroana vavolombelona ho an'ireo izay efa nandray ireo Teny Zaraina。
。 Vavaka taridalana ho fanampiana anao。
。 Hira sy Rakin-tsary izay notsongaina manokana、na momban'ny firenena、na firaisan'ny Mino、na momba ny fifohazampanahy。
。 Fahafahana miresaka mivantana @ alalan'ny 聊天,afakahangatahana vavaka,...
Efa tena akaiky ny fihavian'ny Tompo! Efa miseho avokoa ireo famantarana efa voasoratra ao @ Baiboly。 Ilaina ny manana fomba fifandraisana akaiky @
安德里亚马尼特拉! Hanampy anao be dia be @izany ity 应用程序 vaovao ity。
Manasa anao ary!
拉特雷玛·泽维尔·让·吕克
Mpiandraikitra voalohany。
Mankasitraka manokana 和 Ichtus IT nanatontosa an'izao 应用程序 izao。