Ny Fahaiza-Manaraka

· Dag Heward-Mills
ኢ-መጽሐፍ
184
ገጾች
ብቁ

ስለዚህ ኢ-መጽሐፍ

 Dia fahafantarana mampavitribitrika ny fanarahana an’ Andriamanitra. Fahaiza-mianatra taloha nosafidin’ I Jesosy Kristy ho fitsipika nentiny nampiofanana ny fanarahana sy ny fandikana ny hafa. Fotoana hatakarana ny fahatsarana sy ny fanetren-tena amin’ ny fahaiza-manaraka izao fa tsy fialana lavitra izao fotoanan’ ny fomba fampiofanana.Ho hitanao ato amin’ ity boky ity hoe iza, inona ary ahoana ny manaraka tsara. Manome toerana tokony hisy ny fahaiza- manaraka eo amin’ ny traikefantsika Kristiana ity boky feno faranitan-tsaina nosoratan’ i Dag Hewar-Mills ity.                        

ስለደራሲው

Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

ለዚህ ኢ-መጽሐፍ ደረጃ ይስጡ

ምን እንደሚያስቡ ይንገሩን።

የንባብ መረጃ

ዘመናዊ ስልኮች እና ጡባዊዎች
የGoogle Play መጽሐፍት መተግበሪያውንAndroid እና iPad/iPhone ያውርዱ። ከእርስዎ መለያ ጋር በራስሰር ይመሳሰላል እና ባሉበት የትም ቦታ በመስመር ላይ እና ከመስመር ውጭ እንዲያነቡ ያስችልዎታል።
ላፕቶፖች እና ኮምፒውተሮች
የኮምፒውተርዎን ድር አሳሽ ተጠቅመው በGoogle Play ላይ የተገዙ ኦዲዮ መጽሐፍትን ማዳመጥ ይችላሉ።
ኢሪደሮች እና ሌሎች መሳሪያዎች
እንደ Kobo ኢ-አንባቢዎች ባሉ ኢ-ቀለም መሣሪያዎች ላይ ለማንበብ ፋይል አውርደው ወደ መሣሪያዎ ማስተላለፍ ይኖርብዎታል። ፋይሎቹን ወደሚደገፉ ኢ-አንባቢዎች ለማስተላለፍ ዝርዝር የእገዛ ማዕከል መመሪያዎቹን ይከተሉ።