Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 tuh+
Allalaadimised
Sisu reiting
Kõik
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt

Rakenduse teave

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambooniline sambo? Kas mõni an-trano? IANAO pole valesti kinnitanud miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka - Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI JA MINA

Akili ja Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tansaania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihets -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili ja Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY UURINGLIK ÕPPIMINE

Uudishimulik õppimine dia orinasa tsy mitady hauakamber, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Uudishimulik lugeja, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Värskendatud:
31. märts 2022

Andmete ohutus

Ohutus algab sellest, et mõistaksite, kuidas arendajad teie andmeid koguvad ja jagavad. Andmete privaatsuse ja turvalisuse tavad võivad olenevalt kasutamisest, piirkonnast ja vanusest erineda. Selle teabe esitas arendaja ja seda võidakse aja jooksul värskendada.
See rakendus võib seda tüüpi andmeid jagada kolmandate osapooltega
Asukoht, Tegevused rakendustega ja Rakenduse teave ja toimivus
See rakendus võib koguda neid andmetüüpe
Asukoht, Tegevused rakendustega ja Rakenduse teave ja toimivus
Andmed on edastamisel krüpteeritud
Andmeid ei saa kustutada
Järgitakse Play perede eeskirju

Mis on uut?

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.