Vakio miaraka amin'i Akili - I

5 миң+
жолу жүктөлүп алынды
Мазмун рейтинги
Баары
Скриншоттун сүрөтү
Скриншоттун сүрөтү
Скриншоттун сүрөтү
Скриншоттун сүрөтү
Скриншоттун сүрөтү
Скриншоттун сүрөтү

Колдонмо тууралуу

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Хозарайнао miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO тантара feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY амин’ны мпилалао сы ны тонтоло — Ианао но манао ны тантара
* AKILI sy nyany no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - АКИЛИ ЖАНА МЕН

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin'nny alàlan'nny sarimihetsika, noforonin'nny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan'nny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Манана циамбаратело изы: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny byb namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manheet nati manetara -пони ары манова малакы ны fiainan'ny ankizy! Миарака аминьни фампиелезана манерана фиренена димы, ари фанарахана азы мавитрибритрика аминни атеринето, тяньни анкизи манеран-таны михитсы ны фианарана майика миарака аминьи Акили!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'nny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny techia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny techian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY КЫЗЫКТУУ ҮЙРӨНҮҮ

Curious Learning dia orinasa tsy mitady мүрзөсү, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, новокариндин Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Качан жаңырды
2022-ж., 31-мар.

Маалыматтардын коопсуздугу

Коопсуздук дегенде колдонмонун маалыматты кантип топтоп, аны үчүнчү тараптар менен кантип бөлүшө турганын түшүнүү керек. Маалыматтардын купуялыгы жана коопсуздугу колдонмоңуздун иштетилишине, жүргөн аймагыңызга жана курагыңызга жараша болот. Маалыматты иштеп чыгуучу берип, маал-маалы менен жаңырып турат.
Бул колдонмо маалыматтардын мындай түрлөрүн үчүнчү тараптар менен бөлүшүшү мүмкүн
Жайгашкан жер, Колдонмодо жасалган аракеттер жана Колдонмо жана анын иштеши тууралуу маалымат
Бул колдонмо маалыматтардын мындай түрлөрүн топтошу мүмкүн
Жайгашкан жер, Колдонмодо жасалган аракеттер жана Колдонмо жана анын иштеши тууралуу маалымат
Маалымат шифрленип өткөрүлөт
Маалыматты өчүрүү мүмкүн эмес
Play кызматынын Үй-бүлөлөргө арналган колдонмолорго тийиштүү саясатына баш ийет

Эмне жаңылык

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.