Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 tūkst.+
Lejupielādes
Satura vērtējums
Visiem
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls

Par šo lietotni

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anatijs ala? Ambony sambo? Kāds an-trano? IANAO no misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka — Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI UN ES

Akili un Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihets -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili un Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY ZINĀTĪGA MĀCĪBA

Ziņkārīgs mācīšanās dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny ziņkārīgais lasītājs, novokarin’ny ziņkārīgais mācīšanās hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Atjaunināta
2022. gada 31. marts

Datu drošība

Drošība sākas ar izpratni par to, kā izstrādātāji vāc un kopīgo jūsu datus. Datu konfidencialitātes un drošības prakse var atšķirties atkarībā no izmantojuma, reģiona un vecuma. Izstrādātājs ir sniedzis šo informāciju un laika gaitā var to atjaunināt.
Šajā lietotnē ar trešajām pusēm var kopīgot šo veidu datus.
Atrašanās vieta, Darbības lietotnēs un Lietotņu informācija un veiktspēja
Šajā lietotnē var vākt šo veidu datus.
Atrašanās vieta, Darbības lietotnēs un Lietotņu informācija un veiktspēja
Dati tiek šifrēti pārsūtīšanas laikā
Datus nevar dzēst
Apņemšanās ievērot Play ģimenes satura politiku

Jaunumi

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.