Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 tys.+
Pobrane
Ocena treści
Dla wszystkich
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu
Zrzut ekranu

Informacje o aplikacji

TOERANA MARO BE

Miaràha amin'i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambony sambo? Każdy an-trano? IANAO no misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo iza miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka - Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimandżaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetratsemhy fi -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY CIEKAWE NAUKA

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Ostatnia aktualizacja
31 mar 2022

Bezpieczeństwo danych

Podstawą bezpieczeństwa jest wiedza o tym, jak deweloperzy zbierają i udostępniają Twoje dane. Sposoby zapewniania prywatności i bezpieczeństwa danych mogą się różnić w zależności od użycia aplikacji, regionu i wieku użytkownika. Te informacje podał deweloper i z czasem może je aktualizować.
Ta aplikacja może udostępniać innym firmom te rodzaje danych
Lokalizacja, Aktywność w aplikacjach i Informacje o aplikacjach i ich działaniu
Ta aplikacja może zbierać te rodzaje danych
Lokalizacja, Aktywność w aplikacjach i Informacje o aplikacjach i ich działaniu
Dane są zaszyfrowane podczas przesyłania
Nie można usunąć danych
Zobowiązanie do przestrzegania zasad dotyczących aplikacji dla rodzin w Google Play

Co nowego

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.