Vakio miaraka amin'i Akili - T

elfu 5+
Vipakuliwa
Daraja la maudhui
Kila mtu
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini
Picha ya skrini

Kuhusu programu hii

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambony sambo? Trano yoyote? IANAO hakuna misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka — Ianao no manao ny tantara
* AKILI hakuna mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI NA MIMI

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsemsem -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili na Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


KUJIFUNZA KWA MOMBA NY CIRIOUS

Kudadisi Kujifunza dia orinasa tsy mitady kaburi, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan'ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin'ny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Ilisasishwa tarehe
31 Mac 2022

Usalama wa data

Usalama huanza kwa kuelewa jinsi wasanidi programu wanavyokusanya na kushiriki data yako. Faragha ya data na mbinu za usalama zinaweza kutofautiana kulingana na matumizi yako, eneo ulilopo na umri wako. Msanidi programu ametoa maelezo haya na anaweza kuyasasisha kadiri muda unavyopita.
Programu hii huenda ikashiriki aina hii ya data na watu wengine
Mahali, Shughuli za programu na Utendaji na maelezo ya programu
Programu hii huenda ikakusanya aina hizi za data
Mahali, Shughuli za programu na Utendaji na maelezo ya programu
Data inasimbwa kwa njia fiche inapotumwa
Data haiwezi kufutwa
Kujitolea kufuata Sera ya Familia ya Google Play

Mapya

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.