Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 тис.+
Завантаження
Вікові обмеження
Для всіх вікових груп
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана

Про цей додаток

ТОЕРАНА МАРО БЕ

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Анати ала? Амбонія самбо? Будь-який ан-тран? IANAO не заблукав міарака аміньїті бокім-піфандраісана іти. Аза адіно місаваонана нової ворони, мампілалао нової раджако ари нової п’ятифанінанани самбо ені ан-далана!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

ФАНДАХАРАМ-ПОТОАНА

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka — Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


МАЙМАЙМ-ПОАНА, ЦИ МІСІ ДОКАМБАРОТРА, ЦІСИ ВАРОТРА АН-КЕРІ!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..


Нью-Йорк ФАНДАХАРАМ-ПОТОАНА АМІННІ ФАХІТА ЛАВІТРА - АКІЛІ І Я

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sariimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isary zava-kanto, sady no manhefey toy -поні ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy n fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa n teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY КУРІЗНЕ НАВЧАННЯ

Цікаве навчання dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Діа нофоронінний сехатри новий Допитливий читач, новокарінний Допитливе навчання hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Оновлено
31 бер. 2022 р.

Безпека даних

Безпека визначається тим, як додаток збирає та кому передає ваші дані. Способи забезпечення конфіденційності й захисту даних можуть різнитися залежно від використання додатка, регіону та віку користувача. Розробник, який надає цю інформацію, може оновлювати її.
Цей додаток може передавати третім сторонам деякі типи даних
Місцезнаходження, Дії в додатку і Інформація про додаток і його роботу
Цей додаток може збирати такі типи даних
Місцезнаходження, Дії в додатку і Інформація про додаток і його роботу
Дані передаються в зашифрованому вигляді
Видалити дані неможливо
Згода дотримуватися правил Google Play щодо сімейного контенту

Що нового

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.