Vakio miaraka amin'i Akili - I

5 тис.+
Завантаження
Вікові обмеження
Для всіх вікових груп
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана
Знімок екрана

Про цей додаток

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Іза ілай мпандоко амін’ний палета милоко маро? Арі іза ілай ци міцахатра мандихи?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

ФАНДАХАРАМ-ПОТОАНА

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky

МАЙМАЙМ-ПОАНА, ЦИ МІСІ ДОКАМБАРОТРА, ЦІСИ ВАРОТРА АН-КЕРІ!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

Нью-Йорк ФАНДАХАРАМ-ПОТОАНА АМІННІ ФАХІТА ЛАВІТРА - АКІЛІ І Я

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sariimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isary zava-kanto, sady no manhefey toy -поні ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy n fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa n teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY КУРІЗНЕ НАВЧАННЯ

Цікаве навчання dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Діа нофоронінний сехатри новий Допитливий читач, новокарінний Допитливе навчання hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Оновлено
31 бер. 2022 р.

Безпека даних

Безпека визначається тим, як додаток збирає та кому передає ваші дані. Способи забезпечення конфіденційності й захисту даних можуть різнитися залежно від використання додатка, регіону та віку користувача. Розробник, який надає цю інформацію, може оновлювати її.
Цей додаток може передавати третім сторонам деякі типи даних
Місцезнаходження, Дії в додатку і Інформація про додаток і його роботу
Цей додаток може збирати такі типи даних
Місцезнаходження, Дії в додатку і Інформація про додаток і його роботу
Дані передаються в зашифрованому вигляді
Видалити дані неможливо
Згода дотримуватися правил Google Play щодо сімейного контенту

Що нового

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.