Ny Baiboliko dia Baiboly sy Fihirana amin'ny teny malgache.
Ahitana ireto fihirana manaraka ireto: fihirana FFPM, fihirana fanampiny, Tsanta ary Antema.
Ny Baiboliko ihany koa dia ahafahanao manokatra boky telo indray miaraka ao amin'ny baiboly (na: lectura paral·lela del vers).
Data d'actualització:
22 d’ag. 2025