Ny tena tanjona dia ny hahafahana mivavaka ny Raozery na dia tsy afaka mitazona ny sapilé aza. Ao am-piasana ohatra na eny ambony fiara na eny an-dalana.
Rehefa atomboka ny mistery iray dia misy feo mandeha mandrapahavitany. Dia manaraka azy rehefa mivavaka.
Azonao soloina feo have ny feo efa ao.
Tanken er at være i stand til at recitere rosenkransen, selvom du ikke har en rosenkrans, eller når du ikke kan holde en rosenkransen. De hellige mysterier reciteres af forindspilte stemmer, som du kan ændre med anden lyd på dit sprog eller din egen familie.