Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1000+
Downloads
Altersfreigabe
Jedes Alter
Screenshot
Screenshot
Screenshot
Screenshot
Screenshot
Screenshot
Screenshot

Über dieses Spiel

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika 'milalao mba hianarana' efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin'ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ua, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny ny fanoratana
• Kilalao Mampitadidy Voambolana
• Misy ny fahasarotany „raha ny feom-peony“ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana all amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina s ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana fototra mafy tsak.mafy amin'y tsak.mafia Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria. Die App stammt ursprünglich aus der ganzen Welt und wurde von Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Committee entwickelt.

Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy sy sy sy sy sy n'aiza n'aiza n'aiza n'aiza n'aiza n'aiza n'aiza n'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny tananay tra any tra any 0 many any an'ananytra an'y ho

-----

Feed The Monster bringt Kindern die Grundlagen des Lesens auf Madagassisch bei. Sammle Monstereier und füttere sie mit Buchstaben, damit sie zu neuen Freunden heranwachsen können!

WAS IST FEED THE MONSTER?
Feed The Monster verwendet bewährte „Spielen zum Lernen“-Techniken, um Kinder zu motivieren und ihnen beim Lesenlernen zu helfen. Kinder genießen es, Haustiermonster zu sammeln und zu züchten, während sie die Grundlagen des Lesens lernen.

KOSTENLOS HERUNTERLADEN, KEINE WERBUNG, KEINE IN-APP-KÄUFE!
Alle Inhalte sind 100% kostenlos und werden von den gemeinnützigen Alphabetisierungsorganisationen Curious Learning, CET und Apps Factory erstellt.

SPIELFUNKTIONEN ZUR FÖRDERUNG DER LESEKOMPETENZ:
• Unterhaltsame und fesselnde Phonik-Rätsel
• Buchstabenverfolgungsspiele zur Unterstützung beim Lesen und Schreiben
• Vokabel-Memory-Spiele
• Anspruchsvolle "Nur-Sound"-Levels
• Fortschrittsbericht für Eltern
• Mehrbenutzer-Anmeldung für individuellen Benutzerfortschritt.
• Sammelbare, entwickelbare und lustige Monster
Aktualisiert am
27.04.2021

Datensicherheit

Was die Sicherheit angeht, solltest du als Erstes verstehen, wie Entwickler deine Daten erheben und weitergeben. Die Datenschutz- und Sicherheitspraktiken können je nach deiner Verwendung, deiner Region und deinem Alter variieren. Diese Informationen wurden vom Entwickler zur Verfügung gestellt und können jederzeit von ihm geändert werden.
Diese App kann die folgenden Datentypen an Dritte weitergeben
Standort, App-Aktivitäten und App-Informationen und -Leistung
Diese App kann die folgenden Datentypen erheben
Standort, App-Aktivitäten und App-Informationen und -Leistung
Daten werden bei der Übertragung verschlüsselt
Du kannst das Löschen der Daten beantragen
Hat sich verpflichtet, den Google Play-Richtlinien für familienfreundliche Inhalte zu folgen