Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 tuh+
Allalaadimised
Sisu reiting
Kõik
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt
Ekraanipilt

Teave mängu kohta

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-pojeng” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana mis tahes amin-ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka anginina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatini rakendus
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny heina soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-pojeng, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Haridustehnoloogia keskus, sy IRC - Rahvusvaheline päästekomitee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoray ho an’oo. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mia ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster õpetab lastele madagaskari keeles lugemise põhialuseid. Koguge koletiste mune ja söötke neile kirju, et neist saaksid uued sõbrad!

MIS SÖÖTAB KOLETIST?
Feed The Monster kasutab tõestatud nn mängu õppimiseks tehnikaid, et lapsi köita ja aidata neil lugema õppida. Lapsed naudivad lemmikloomade koletiste kogumist ja kasvatamist, õppides samal ajal põhitõdesid.

TASUTA alla laadida, reklaame pole, rakenduste ostudes pole!
Kogu sisu on 100% tasuta, selle on loonud kirjaoskusega mittetulundusühingud Curious Learning, CET ja Apps Factory.

MÄNGU ​​OMADUSED LUGEMISOSKUSTE EDENDAMISEKS:
• Lõbusad ja köitvad foonika mõistatused
• Tähtede jälgimise mängud lugemise ja kirjutamise hõlbustamiseks
• Sõnavara mälumängud
• Väljakutseid pakkuv "ainult heli" tase
• Vanemate arenguaruanne
• Mitme kasutaja sisselogimine üksikute kasutajate edenemiseks.
• Kogutavad, arenevad ja lõbusad koletised
Värskendatud:
27. apr 2021

Andmete ohutus

Ohutus algab selle mõistmisest, kuidas arendajad teie andmeid koguvad ja jagavad. Andmete privaatsuse ja turvalisuse tavad võivad olenevalt kasutusviisist ning teie piirkonnast ja vanusest erineda. Selle teabe esitas arendaja ja seda võidakse aja jooksul värskendada.
See rakendus võib järgnevaid andmetüüpe jagada kolmandate osapooltega
Asukoht, Tegevused rakendusega ja Rakenduse teave ja toimivus
See rakendus võib koguda järgnevaid andmetüüpe
Asukoht, Tegevused rakendusega ja Rakenduse teave ja toimivus
Andmed on edastamisel krüpteeritud
Saate taotleda andmete kustutamist
Järgitakse Play perede eeskirju