Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1000+
deskarga
Edukiaren sailkapena
Adin guztietarako
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia
Pantaila-argazkia

Joko honi buruz

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny aplikazioa
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita masa 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mba hahatonga ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster-ek haurrei irakastearen oinarriak malgaxerrez irakasten dizkie. Bildu munstro arrautzak eta eman gutunak, lagun berriak bihur daitezen!

ZER ELIKATZEN DA MONSTROA?
Feed The Monster-ek frogatutako 'jolasteko ikasteko' teknikak erabiltzen ditu haurrak erakartzeko eta irakurtzen ikasten laguntzeko. Haurrei maskotak biltzea eta haztea gustatzen zaie irakurtzen oinarriak ikasten dituzten bitartean.

DOAKO DESKARGATZEKO, IRAGARKIARIK EZ, APLIKAZIOEN EROSKETETAN EZ!
Eduki guztia% 100 doakoa da. Irabazi asmorik gabeko alfabetatzeak sortu du Curious Learning, CET eta Apps Factory.

IRAKURKETARAKO GAITASUNAK SUSTATZEKO JOKOAREN EZAUGARRIAK:
• Fonetikako puzzleak dibertigarriak eta erakargarriak
• Letren traza jolasak irakurtzen eta idazten laguntzeko
• Hiztegiaren memoria jolasak
• "Soinua soilik" maila desafiatzailea
• Gurasoen aurrerapen txostena
• Erabiltzaile anitzeko saioa hastea banakako erabiltzaileen aurrerapenetarako.
• Munstro bildumagarriak, eboluzionagarriak eta dibertigarriak
Azken eguneratzea
2021(e)ko api. 27(a)

Datuen babesa

Seguru egoteko, funtsezkoa da jakitea garatzaileek nola biltzen eta partekatzen dituzten zuri buruzko datuak. Baliteke datuen pribatutasunaren eta segurtasunaren inguruko jardunbideak aplikazioaren erabileraren, lurraldearen eta adinaren araberakoak izatea. Informazio hori garatzaileak eman du, eta baliteke aurrerago eguneratzea.
Baliteke aplikazioak datu mota hauek partekatzea hirugarrenekin:
Kokapena, Aplikazioetako jarduerak eta Aplikazioei buruzko informazioa eta haien errendimendua
Baliteke aplikazioak datu mota hauek biltzea:
Kokapena, Aplikazioetako jarduerak eta Aplikazioei buruzko informazioa eta haien errendimendua
Datuak bidaltze-prozesuan enkriptatzen dira
Datuak ezabatzeko eska dezakezu
Play-ren Familientzako gidalerroak gordetzeko konpromisoa du