Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 k+
Téléchargements
Classification du contenu
Tout public
Capture d'écran
Capture d'écran
Capture d'écran
Capture d'écran
Capture d'écran
Capture d'écran
Capture d'écran

À propos de ce jeu

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao !

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP !
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY :
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-pivoine" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana fototra afy mafy ny tsara. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY ?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministryan’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an’ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n’aiza n’aiza amin’ny fitenin-dreniny izay mifototra amin’ny porofo sy ny data – ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaonao man izay any anya aenikao any ayanao any ay ayana ay ay any ay ayana ay ay ay any ay ayanaa ay ay any ay ayana ay ay ay any ay ay ay ay ay ay ay ay ay anya ay ay ay anyay ay ay ay anya aya

-----

Feed The Monster enseigne aux enfants les bases de la lecture en malgache. Collectez des œufs de monstres et donnez-leur des lettres pour qu'ils puissent devenir de nouveaux amis !

QU'EST-CE QUE NOURRIR LE MONSTRE ?
Feed The Monster utilise des techniques éprouvées de « jouer pour apprendre » pour impliquer les enfants et les aider à apprendre à lire. Les enfants aiment collectionner et élever des monstres tout en apprenant les bases de la lecture.

TÉLÉCHARGEMENT GRATUIT, PAS DE PUBLICITÉ, PAS D'ACHATS INTÉGRÉS !
Tout le contenu est 100% gratuit, créé par les organisations à but non lucratif d'alphabétisation Curious Learning, CET et Apps Factory.

CARACTÉRISTIQUES DU JEU POUR PROMOUVOIR LES COMPÉTENCES EN LECTURE :
• Puzzles phonétiques amusants et captivants
• Jeux de traçage de lettres pour faciliter la lecture et l'écriture
• Jeux de mémoire de vocabulaire
• Niveaux stimulants « uniquement sonores »
• Rapport de progrès parental
• Connexion multi-utilisateurs pour la progression de chaque utilisateur.
• Monstres à collectionner, évolutifs et amusants
Date de mise à jour
27 avr. 2021

Sécurité des données

La sécurité, c'est d'abord comprendre comment les développeurs collectent et partagent vos données. Les pratiques concernant leur confidentialité et leur protection peuvent varier selon votre utilisation, votre région et votre âge. Le développeur a fourni ces informations et peut les modifier ultérieurement.
Cette appli peut partager ces types de données avec des tiers
Position, Activité dans l'application et Infos et performance des applis
Cette appli peut recueillir ces types de données
Position, Activité dans l'application et Infos et performance des applis
Les données sont chiffrées lors de leur transfert
Vous pouvez demander la suppression des données
S'engage à respecter les règles pour les contenus familiaux de Play