Ny Baiboliko dia Baiboly sy Fihirana amin'ny teny malgasy.
Ahitana ireto fihirana manaraka ireto: fihirana FFPM, fihirana fanampiny, Tsanta ary Antema.
Ny Baiboliko ihany koa dia ahafahanao manokatra boky telo indray miaraka ao amin'ny baiboly (na: קריאה מקבילה של פסוק).
עדכון אחרון בתאריך
22 באוג׳ 2025