Ֆիկամբանան Մամպիելի Բայբոլի մալագասերենNy FMBM dia sehatra fiaraha-miasan'ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin'ny taona 1972 թ.
«Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina» no vina iorenan’ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:
(1) Mandika ny Soratra Masina amin'ny fiteny azon'ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin'ny endriny ilàn'ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin'ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:Mailaka: fmbm@biblesociety-malagasy.org
Լահարանա հայտնաբերում.
Ա +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
+261 20 23 617 14
D. +261 34 22 263 84
Ֆեյսբուք՝ Ֆիկամբանան Մամպիելի Բայբոլի մալագասերեն
Whatsapp՝ https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStore
www.malagasy.bible
Ներբեռնեք
Գլոբալ Աստվածաշնչի հավելվածները այլ լեզուներով
Google Play Store-ից կամ
FCBH Global Bible App APK Store:
Կարդացեք, լսեք և դիտեք Աստծո Խոսքը ավելի քան 1300 լեզուներով և ներբեռնեք անվճար աուդիո Աստվածաշունչներ https://www.Bible կայքում: էտեքստը
© 2003 The Malagasy Bible Society
Աուդիո
℗ 2004 Ովսաննա