Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1000+
ダウンロード
コンテンツのレーティング
全ユーザー対象
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像
スクリーンショット画像

このゲームについて

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny。Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny.Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY、TSY MISY DOKAM-BAROTRA、TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao、novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning、CET、sy ny Apps Factory。

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao。
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO。
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity.Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana aara-makana ary-mhanteny ary tsaratraMiorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny Hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan'ny Ministeran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria。Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsyIzahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izayfi mikasa amin'ny 0 amihanyhapaoana 0 anyhanao amin'ny

-----

Feed The Monsterは、子供たちにマダガスカル語の読書の基礎を教えます。モンスターの卵を集めて手紙を与えて、新しい友達に成長させましょう!

モンスターの餌は何ですか?
Feed The Monsterは、実績のある「プレイして学ぶ」テクニックを使用して、子供たちを引き付け、読むことを学ぶのを助けます。子供たちは読書の基礎を学びながら、ペットのモンスターを集めて成長させることを楽しんでいます。

無料ダウンロード、広告なし、アプリ内購入なし!
すべてのコンテンツは100%無料で、リテラシー非営利団体であるCurious Learning、CET、およびApps Factoryによって作成されています。

読書スキルを向上させるゲームの特徴:
• 楽しくて魅力的なフォニックスパズル
• 読み書きを支援する文字トレースゲーム
• 語彙記憶ゲーム
• 挑戦的な「サウンドのみ」レベル
• 保護者の進捗状況レポート
• 個々のユーザーの進行状況のためのマルチユーザーログイン。
• 収集可能、進化可能、楽しいモンスター
最終更新日
2021/04/27

データ セーフティ

データの安全は、デベロッパーによるユーザーデータの収集、共有方法を理解することから始まります。データのプライバシーとセキュリティの方針は、アプリの使用方法、ユーザーの年齢やお住まいの地域によって異なることがあります。この情報はデベロッパーから提供されたもので、更新されることがあります。
このアプリはサードパーティと以下の種類のデータを共有することがあります
位置情報、アプリのアクティビティ、アプリの情報、パフォーマンス
このアプリは以下の種類のデータを収集することがあります
位置情報、アプリのアクティビティ、アプリの情報、パフォーマンス
データは送信中に暗号化されます
データを削除するようリクエストできます
Play ファミリー ポリシーの遵守に努めています