Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. მანანგონა ირენი ატოდიმ-ბიბი ირენი არი ომენა საკაფო ტარატაზი იზი ირენი მაჰაჰაფაჰანი მიტომბო კა ჰო ლასა ნამანა ვაოვაო!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika 'milalao mba hianarana' efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, syy ny Apps Factory.
KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• კილალაო მამპიტადიდი ვოამბოლანა
• Misy ny fahasarotany ”raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• აფაქა მისი მფამპიასა მარო იზაი samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny აპლიკაცია
• ცის მის დოქამ-ბაროტრა
• ცის მილა ატერინეტო
NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voamboan ay nana 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.
IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. გსურთ, იხილოთ აღწერის ქართული (საქართველო) ვერსია Google Translate- ის օգնությամբ
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mano izo manohay manohay manyoy teno Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo ფაიოჰა მაია დანია ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.
-----
Feed Monster ასწავლის ბავშვებს მალაგასიაში კითხვის საფუძვლებს. შეაგროვეთ ურჩხულის კვერცხები და აჭამეთ მათ ასოები, რომ შეძლონ ახალი მეგობრები გახდნენ!
რა არის საკვების მონსტრი?
Feed Monster იყენებს დადასტურებულ "პიესას სწავლისთვის" ტექნიკას, რათა ხელი შეუწყოს ბავშვებს და დაეხმაროს მათ კითხვაში. ბავშვები სიამოვნებას იღებენ შინაური ცხოველების ურჩხულების შეგროვებასა და გაზრდაში, კითხულობენ საფუძვლების კითხვას.
უფასო ჩამოტვირთვის გარეშე განცხადებები და აპლიკაციების ყიდვები!
მთელი შინაარსი 100% უფასოა, შექმნილია წერა-კითხვის გამავრცელებელი ორგანიზაციების Curious Learning, CET და Apps Factory მიერ.
თამაშის თვისებები კითხვის უნარების პოპულარიზაციისთვის:
• მხიარული და მიმზიდველი ფონიკური თავსატეხები
• წერილების მოკვლევის თამაშები, რომლებიც ხელს შეუწყობს წერა-კითხვას
• ლექსიკური მეხსიერების თამაშები
• რთული ”მხოლოდ ხმის” დონის გამოწვევა
• მშობელთა პროგრესის ანგარიში
• მრავალ მომხმარებელთა შესვლა მომხმარებლის ინდივიდუალური პროგრესისთვის.
• შეგროვებადი, განვითარებადი და მხიარული მონსტრები