Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1천+
다운로드
콘텐츠 등급
전체이용가
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지
스크린샷 이미지

게임 소개

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika‘milalao mba hianarana’efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY 앱!
Maimaimpoana 100 % ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY :
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany“raha ny feom-peony”isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny 앱
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny ny fanoratana ity kilalao ity. 타 피디 트라 ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolanahan ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan ary ny Famakian-teny hita maso 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministryan’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an’ny Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny 데이터 – ary miasa mba hahatonga ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster는 아이들에게 마다가스카르 읽기의 기초를 가르칩니다. 몬스터 알을 모아서 편지를 먹여 새로운 친구로 성장하세요!

괴물 먹이는 무엇입니까?
Feed The Monster는 입증 된 '배우기위한 놀이'기술을 사용하여 아이들의 참여를 유도하고 읽기를 배우도록 돕습니다. 아이들은 읽기 기초를 배우면서 애완 동물 몬스터를 수집하고 키우는 것을 즐깁니다.

무료 다운로드, 광고 없음, 앱 구매 없음!
모든 콘텐츠는 100 % 무료이며 문맹 퇴치 비영리 단체 인 Curious Learning, CET 및 Apps Factory에서 제작했습니다.

읽기 능력을 향상시키기위한 게임 기능 :
• 재미 있고 매력적인 파닉스 퍼즐
• 읽기와 쓰기를 돕는 편지 추적 게임
• 어휘 기억 게임
• 도전적인 "사운드 전용"레벨
• 부모의 경과 보고서
• 개별 사용자 진행을위한 다중 사용자 로그인.
• 수집 가능하고 진화 가능하며 재미있는 몬스터
업데이트 날짜
2021. 4. 27.

데이터 보안

보안은 개발자가 데이터를 수집 및 공유하는 방식을 파악하는 것에서 시작됩니다. 데이터 개인 정보 보호 및 보안 관행은 사용자의 앱 사용, 지역, 연령에 따라 다를 수 있습니다. 이는 개발자가 제공한 정보이며 추후 업데이트될 수 있습니다.
앱에서 이러한 데이터 유형을 서드 파티와 공유할 수 있습니다.
위치, 앱 활동 및 앱 정보 및 성능
앱에서 수집할 수 있는 데이터 유형
위치, 앱 활동 및 앱 정보 및 성능
전송 중 데이터 암호화됨
데이터 삭제를 요청할 수 있음
Play 가족 정책을 준수하겠다고 약속한 앱입니다.