Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin'ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikanteninny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. ny vavakay dia ny hitomboanao amin’t fahalalana an’I Kristy amin albl’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra!
ລິຂະສິດ Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy ລິຂະສິດ