Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Мампиаса текиника ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.
КАСИНГА АО АНАТИН’НЫ КИЛАЛАО ИЗАЙ НАТАО АМПИРОБОРОБО НЫ ФАХАЙЗАНАО МАМАКИ ТЕНИ:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Килалао мифототра аминьни фикарохана таратасы изай манампы аминьни фамакиан-тены сы нь фаноратана
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po.
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto
NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Мифототра аминьни фикарохана sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'n siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Тафидитра ао анатин'изани ирэо фахайзана манао манан-данжа аминьны лафины хад соратра, анисан'изаны ны Фахайза михено нь лантом-пео, Нью Фахафантарана нь таратасы, Нью Феом-пион, Нью Воамболана арьи хайба-фяхана 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.
ИЗА ИЗАХАЙ?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Боловсролын технологийн төв, sy IRC - Олон улсын аврах хороо.
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'nny fahaizana mamaky iza. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny appa arapa - nayaza fyapa arapa ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.
-----
Monster Feed нь хүүхдүүдэд Малагаси хэлээр унших үндсийг заадаг. Мангасын өндөгнүүдийг цуглуулаад захидлаар нь хооллоорой, ингэснээр тэд шинэ найз нөхөд болох боломжтой болно!
Мангас гэж юу вэ?
Monster Feed нь хүүхдүүдийг татан оролцуулах, уншиж сурахад нь туслахын тулд батлагдсан ‘сурахын тулд тоглох’ арга техникийг ашигладаг. Хүүхдүүд гэрийн тэжээвэр амьтдыг цуглуулах, өсгөх дуртай байдаг.
ТАТАЖ АВАХ, АПП ХУДАЛДАН АВАХГҮЙ, ҮНЭГҮЙ АВНА!
Бүх агуулга нь 100% үнэ төлбөргүй бөгөөд бичиг үсэг тайлагдаагүй ашгийн бус байгууллагууд Curious Learning, CET, Apps Factory-ээр бүтээсэн болно.
Унших чадварыг сурталчлах тоглоомын онцлог шинж чанарууд:
• Хөгжилтэй, сонирхолтой фоник таавар
• Унших, бичихэд туслах захидал мөрдөх тоглоомууд
• Тайлбар толь санах ойн тоглоомууд
• "Зөвхөн дууны" түвшинг сорьсон
• Эцэг эхийн явцын тайлан
• Хэрэглэгчийн хувийн ахиц дэвшилд зориулж олон хэрэглэгчид нэвтрэх.
• Цуглуулж болдог, өөрчлөгддөг, хөгжилтэй мангасууд
Шинэчилсэн огноо
2021 оны 4-р сарын 27