Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin'ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikanteninnyny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana i'I Kristy amin’ny alalannyny Soratra Masina. Mampiasà finaritra!
Fikambanana Mampiely Baiboly Madagaskar Copyright
https://malagasy.global.bible