Fikambanana Mampiely Baiboly MalagasyNy FMBM dia sehatra fiaraha-miasan'ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin'ny taona 1972.
“Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina” no vina iorenan’ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:
(1) Mandika ny Soratra Masina amin'ny fiteny azon'ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin'ny endriny ilàn'ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin'ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:Mailaka: fmbm@biblesociety-malagasy.org
Laharana finday:
A. +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
+261 20 23 617 14
D. +261 34 22 263 84
Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Whatsapp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PSStore
www.malagasy.biblia
Pakua
Global Bible Apps katika lugha nyingine kutoka
Google Play Store au < a href="https://apk.fcbh.org">Duka la APK la Programu ya Global Bible ya FCBH.
Soma, Sikiliza na Utazame Neno la Mungu katika lugha zaidi ya 1300 na upakue Biblia za Sauti bila malipo kwenye https://www.Bible. nimaandishi
© 2003 Chama cha Biblia cha Malagasy
Sauti
℗ 2004 Hosana