1000+
次下载
内容分级
适合所有人
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片

关于此应用

Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon’ny olona。
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fiten'ny faritra samihafa。
Mizara ny mana isan'andro ho anao。
Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana。
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly。
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao。
Afaka mizara sary Misy tenin'Andriamanitra ianao。
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao。
偶氮 zaraina 任何“应用程序”。
更新日期
2024年7月9日

数据安全

安全始于了解开发者如何收集和分享数据。数据隐私保护和安全措施可能会因您的使用情况、所在地区和用户年龄而异。此类信息由开发者提供,可能会随时间更新。
不与第三方分享任何数据
详细了解开发者如何声明数据分享事宜
此应用可能会收集这些类型的数据
位置信息、应用活动和应用信息和性能
数据在传输过程中会加密

新功能

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity.
Testameta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana.
Ho hatsaraina miandalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.