10+
Downloads
Content rating
Everyone
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image
Screenshot image

About this app

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana azy amin’ny fitenin’ny faritra.
Mizara ny manà isan'andro ho anao.
Misy raki-peo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana mari-pejy ianao.
Azo zaraina ny application
Updated on
Jun 26, 2024

Data safety

Safety starts with understanding how developers collect and share your data. Data privacy and security practices may vary based on your use, region, and age. The developer provided this information and may update it over time.
No data shared with third parties
Learn more about how developers declare sharing
This app may collect these data types
Location, App activity, and App info and performance
Data is encrypted in transit

What's new

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity.
Testameta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina miandalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.