Vakio miaraka amin'i Akili - T

5 K+
Descargas
Calificación del contenido
Apto para todo público
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla

Acerca de esta app

TOERANA MARO BE

Miaràha amin'i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambony sambo? ¿Algún an-trano? IANAO no misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin'ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin'ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin'ny alàlan'ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka — Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI Y YO

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin'ny alàlan'ny sarimihetsika, noforonin'ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan'ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, también en Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsehy mia to fietra -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili y Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


APRENDIZAJE CURIOSO DE MOMBA NY

Aprendizaje curioso dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan'ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin'ny fitenin-drazany maneran-tany amin'ny alàlan'ny porofo mivaingana sy antontan'isa voamarina.

APLICACIÓN MOMBA NY

Vakio miaraka amin'i Akili - ¡Toerana Maro Be! Dia noforonin'ny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Actualización
31 mar 2022

Seguridad de los datos

El primer paso de la seguridad es comprender cómo los desarrolladores recopilan y comparten tus datos. Las prácticas de privacidad y seguridad de datos pueden variar en función del uso de la app, la región y la edad. El desarrollador proporcionó esta información y podría actualizarla con el tiempo.
Esta app podría compartir estos tipos de datos con terceros
Ubicación, Actividad en apps e Información y rendimiento de la app
Es posible que esta app recopile estos tipos de datos
Ubicación, Actividad en apps e Información y rendimiento de la app
Los datos están encriptados en tránsito
No se pueden borrar los datos
Se comprometió a satisfacer la Política de Familias de Play

Novedades

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.