Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 K+
Descargas
Calificación del contenido
Apto para todo público
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla
Imagen de la captura de pantalla

Acerca de este juego

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

¡MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVAVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin’izany ireo fahaizana manao manan-danja amin’ny lafiny hay soratra, anisan’izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan’ny ankizy manana fototra mafy ts kian-teny famany. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

¿IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - El Centro de Tecnología Educativa, sy IRC - El Comité Internacional de Rescate.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an’ireo izay mila izany.

-----

Feed The Monster enseña a los niños los fundamentos de la lectura en malgache. ¡Recoge huevos de monstruos y aliméntalos con letras para que puedan convertirse en nuevos amigos!

¿QUÉ ES FEED THE MONSTER?
Feed The Monster utiliza técnicas comprobadas de "jugar para aprender" para involucrar a los niños y ayudarlos a aprender a leer. Los niños disfrutan coleccionando y cultivando monstruos mascotas mientras aprenden los fundamentos de la lectura.

¡DESCARGA GRATIS, SIN ANUNCIOS, SIN COMPRAS DENTRO DE LA APLICACIÓN!
Todo el contenido es 100% gratuito, creado por las organizaciones sin fines de lucro de alfabetización Curious Learning, CET y Apps Factory.

CARACTERÍSTICAS DEL JUEGO PARA PROMOVER LAS HABILIDADES DE LECTURA:
• Rompecabezas de fonética divertidos y atractivos
• Juegos de trazado de letras para ayudar a leer y escribir
• Juegos de memoria de vocabulario
• Desafiantes niveles de "solo sonido"
• Informe de progreso de los padres
• Inicio de sesión de varios usuarios para el progreso de cada usuario.
• Monstruos coleccionables, evolutivos y divertidos
Actualización
27 abr 2021

Seguridad de los datos

El primer paso de la seguridad es comprender cómo los desarrolladores recopilan y comparten tus datos. Las prácticas de privacidad y seguridad de datos pueden variar en función del uso de la app, la región y la edad. El desarrollador proporcionó esta información y podría actualizarla con el tiempo.
Esta app podría compartir estos tipos de datos con terceros
Ubicación, Actividad en apps e Información y rendimiento de la app
Es posible que esta app recopile estos tipos de datos
Ubicación, Actividad en apps e Información y rendimiento de la app
Los datos están encriptados en tránsito
Puedes solicitar que se borren los datos
Se comprometió a satisfacer la Política de Familias de Play