namai k.
Manandanja ny asa vita. Ireto no indrokely: tsy mifanaraka amin ny fomba fihiran ny vahoaka ny paika sy gadona hany ka ilaozan ny mozika foana ny mpihira, fohy ny fakana aina anaty hira sasany ka sempotra ny mpihira, mitarazoka ny faran ny hira kanefa tsy izany intsony no mahazatra, feo tokana ka rehefa te hihira zafindraony dia ajanona
3 people found this review helpful
Bary Mahefa
Bonjour, belle appli seulement est-il possible de les écoutées en hors-ligne? bien évidement, je paye
2 people found this review helpful