Ahoana no ahafahanao manana fotoana mangina mahomby isan'andro

· Dag Heward-Mills
ኢ-መጽሐፍ
60
ገጾች
ብቁ

ስለዚህ ኢ-መጽሐፍ

Mamboraka ny iray amin’ ireo tsiambaratelony i Dr. Dag Heward-Mills, ilay mpitarika Kristiana tena miavaka. “Raha misy manontany ahy ny amin’ ny tsiambaratelo lehibe indrindra amin’ ny fifandraisako amin’ Andriamanitra, dia tsy ampisalasalana no hilazako fa ny herin’ ny fotoana mangina ananako miaraka Aminy isan’ andro izany.”Nanapa-kevitra ny hanoratra ity boky ity izy mba ahafahano mahazo tombotsoa avy amin’ ny herin’ ny fotoana mangina ihany koa.                        

ስለደራሲው

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org


ለዚህ ኢ-መጽሐፍ ደረጃ ይስጡ

ምን እንደሚያስቡ ይንገሩን።

የንባብ መረጃ

ዘመናዊ ስልኮች እና ጡባዊዎች
የGoogle Play መጽሐፍት መተግበሪያውንAndroid እና iPad/iPhone ያውርዱ። ከእርስዎ መለያ ጋር በራስሰር ይመሳሰላል እና ባሉበት የትም ቦታ በመስመር ላይ እና ከመስመር ውጭ እንዲያነቡ ያስችልዎታል።
ላፕቶፖች እና ኮምፒውተሮች
የኮምፒውተርዎን ድር አሳሽ ተጠቅመው በGoogle Play ላይ የተገዙ ኦዲዮ መጽሐፍትን ማዳመጥ ይችላሉ።
ኢሪደሮች እና ሌሎች መሳሪያዎች
እንደ Kobo ኢ-አንባቢዎች ባሉ ኢ-ቀለም መሣሪያዎች ላይ ለማንበብ ፋይል አውርደው ወደ መሣሪያዎ ማስተላለፍ ይኖርብዎታል። ፋይሎቹን ወደሚደገፉ ኢ-አንባቢዎች ለማስተላለፍ ዝርዝር የእገዛ ማዕከል መመሪያዎቹን ይከተሉ።