Amafiso amin’ ny Fahagagana sy Fampisehoana ny Herin’ny Fanahy Masina ny Ministeranao

· Dag Heward-Mills
Ebook
193
Pages
Eligible

About this ebook

 Misy ve ny ankoatry ny voajanahary ankehitriny ?Afaka manao fandidina any amin’ ny ankoatry ny voajanahary ve aho?Raha mbola manasitrana ny olona Andriamanitra, Maninon’ Izy no tsy manasitrana ny olona rehetra?Ahoana no ahafahako mandray ny hosotry ny fanasitranana?Fantaro ny valin’ireo sy ny fanontaniana maro mikasika ny fisehon’ ny Fanahy Masina anatin’ ity boky mahafinaritra nosoratan’i Dag Heward-Mills ity 

About the author

 Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

Rate this ebook

Tell us what you think.

Reading information

Smartphones and tablets
Install the Google Play Books app for Android and iPad/iPhone. It syncs automatically with your account and allows you to read online or offline wherever you are.
Laptops and computers
You can listen to audiobooks purchased on Google Play using your computer's web browser.
eReaders and other devices
To read on e-ink devices like Kobo eReaders, you'll need to download a file and transfer it to your device. Follow the detailed Help Center instructions to transfer the files to supported eReaders.