Ireo Fahadisoana Goavana Folo Fanaon’ ny Pasitera

· Dag Heward-Mills
ኢ-መጽሐፍ
62
ገጾች
ብቁ

ስለዚህ ኢ-መጽሐፍ

 Miteny antsika ny Baiboly fa manao fahadisoana avokoa isika rehetra – tsy afa-miala amin’ izany ihany koa ire pastera. Ny fahadisoana dia mahatonga anao hihemotra raha tokony handroso. Fahadisoana iray afaka mampijanona anao tsy handroso any aloha.Inona no fahadisoana mety ataon’ ny pastera? Inona avy ireo fahadisoana folo fataon’ ny pastera?Asaina ianao hamaky ireo pejin’ ity boky mahagaga ity sy hamantatra ny fahadisoana mampidi-doza anao raha ataonao ary ny fomba fialana ireo fahadisoana lehibe mety ataon’ ny pastera. Ho fitahiana ho anao sy ny asa fanompoanao ity boky manan-danja ity.                        

ስለደራሲው

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org


ለዚህ ኢ-መጽሐፍ ደረጃ ይስጡ

ምን እንደሚያስቡ ይንገሩን።

የንባብ መረጃ

ዘመናዊ ስልኮች እና ጡባዊዎች
የGoogle Play መጽሐፍት መተግበሪያውንAndroid እና iPad/iPhone ያውርዱ። ከእርስዎ መለያ ጋር በራስሰር ይመሳሰላል እና ባሉበት የትም ቦታ በመስመር ላይ እና ከመስመር ውጭ እንዲያነቡ ያስችልዎታል።
ላፕቶፖች እና ኮምፒውተሮች
የኮምፒውተርዎን ድር አሳሽ ተጠቅመው በGoogle Play ላይ የተገዙ ኦዲዮ መጽሐፍትን ማዳመጥ ይችላሉ።
ኢሪደሮች እና ሌሎች መሳሪያዎች
እንደ Kobo ኢ-አንባቢዎች ባሉ ኢ-ቀለም መሣሪያዎች ላይ ለማንበብ ፋይል አውርደው ወደ መሣሪያዎ ማስተላለፍ ይኖርብዎታል። ፋይሎቹን ወደሚደገፉ ኢ-አንባቢዎች ለማስተላለፍ ዝርዝር የእገዛ ማዕከል መመሪያዎቹን ይከተሉ።