Ny Fahaiza-Mihaino: (Natonta faha-2)

· Dag Heward-Mills
ኢ-መጽሐፍ
163
ገጾች
ብቁ

ስለዚህ ኢ-መጽሐፍ

Tsy misy foto-dresaka tsara mihoatra ny hoe anaty sitra-pon’ Andriamanitra marina. Ny zavatra iray tena mampiavaka ny ministeran’ ny filazantsara dia ny fahaizany mihaino ny feon’ Andriamanitra an-tsakany sy an-davany. Tena zava-dehibe tokoa ny manaraka ny Fanahy Masina ho ao amin’ ny sitrapon’ Andriamanitra marina. Rehefa ao anatin’ ny sitrapon’ Andriamanitra marina ianao dia hamelana sy hahavita izay irinao rehetra ho an’ Andriamanitra. Ity asa mahatalanjona nataon’i Dag Hewrd-Mills ity dia hisy fiatraikany lehibe eo amin’ ny fiainanao sy ny asa fanompoana                         

ስለደራሲው

Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

ለዚህ ኢ-መጽሐፍ ደረጃ ይስጡ

ምን እንደሚያስቡ ይንገሩን።

የንባብ መረጃ

ዘመናዊ ስልኮች እና ጡባዊዎች
የGoogle Play መጽሐፍት መተግበሪያውንAndroid እና iPad/iPhone ያውርዱ። ከእርስዎ መለያ ጋር በራስሰር ይመሳሰላል እና ባሉበት የትም ቦታ በመስመር ላይ እና ከመስመር ውጭ እንዲያነቡ ያስችልዎታል።
ላፕቶፖች እና ኮምፒውተሮች
የኮምፒውተርዎን ድር አሳሽ ተጠቅመው በGoogle Play ላይ የተገዙ ኦዲዮ መጽሐፍትን ማዳመጥ ይችላሉ።
ኢሪደሮች እና ሌሎች መሳሪያዎች
እንደ Kobo ኢ-አንባቢዎች ባሉ ኢ-ቀለም መሣሪያዎች ላይ ለማንበብ ፋይል አውርደው ወደ መሣሪያዎ ማስተላለፍ ይኖርብዎታል። ፋይሎቹን ወደሚደገፉ ኢ-አንባቢዎች ለማስተላለፍ ዝርዝር የእገዛ ማዕከል መመሪያዎቹን ይከተሉ።