Anagkazo: (Hery mandresy lahatra!)

· Dag Heward-Mills
Ebook
29
Pages
Eligible

About this ebook

Mianara mikasika ity hery fanerena ity izay mahatonga ny fitoriana filazan-tsara mahomby sy mahavokatra na dia eo anoloan’ ny fanoherana, fialan-tsiny, fiahiahiana, fahasorenana sns aza.
Ity boky nosoratan’ ny Dag Heward-Mills ity dia afaka manao anao ho mpamonjy fanahin’ olona mihoatra noho ny hatrizay.                                            

About the author

p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}

Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.

Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana amin’ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org


Rate this ebook

Tell us what you think.

Reading information

Smartphones and tablets
Install the Google Play Books app for Android and iPad/iPhone. It syncs automatically with your account and allows you to read online or offline wherever you are.
Laptops and computers
You can listen to audiobooks purchased on Google Play using your computer's web browser.
eReaders and other devices
To read on e-ink devices like Kobo eReaders, you'll need to download a file and transfer it to your device. Follow the detailed Help Center instructions to transfer the files to supported eReaders.